Entry (1/3) | 1 kinga |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. 4 [1.13] maila-pihetsika |
Explanations in English |
5 [1.7] clever, quick, shrewd |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] habile, leste 7 [1.13] adroit, agile |
Examples |
8 [2.470] kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka
9 [2.472] Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Synonyms | 19 kingakinga |
Analogs | 20 mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika |
Entry (2/3) | 21 kingà |
Part of speech | 22 imperative of adjective kinga [Full list] |
Examples |
23 [2.4] Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao.
|
Entry (3/3) | 24 kinga |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 [1.19] petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, vinany. [Tankarana]
|
Vocabulary | 27 Geography: (in general) |
Anagrams | 28 kangy, 29 kinga, kingà |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |