Entry (1/2) | 1 lalao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1] |
Explanations in English |
4 play, recreation, amusement [1.7] |
Explanations in French |
5 jeu, amusement [1.8] |
Examples |
6 lalao tsy mahomby loatra ity.
[1.437#]
7 nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#] |
Derivatives |
|
All compound words | 19 2 combinations of this word |
Analogs | 20 kilalao, afakafaka, fampanononana ankamantatra, anjaingy, antsamotady, antsavily, antsefa, asampinga, baolina, daka, diamanga, fampitaha, fanalafihana, fandroribola, fanenjika, fangalampiery, fanorona, hazakazaka, kanety, katra, katro, kifanimpanina, kiombiomby, kindriandriana, kivarivary, kizanajanaka, moraingy, piarapiara, raboka, ralanitra, sabaka, raosijamba, an-kitsapaka, renin-jaza, sadoka, saribakoly, savoandanitra, tandrimo, tanisa, tapika, tamaboha, tongodovia, tongokazo, tolona, totohondry, tsipilavaka, tsongolobatita, tsontsorimamba, valala manjohy, vatokely miara-mahita |
Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
Article | 22 Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana) |
Entry (2/2) | 23 lalao |
Root | 24 lala |
Part of speech | 25 imperative of passive verb lalaina [Full list] |
Examples |
26 lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy
[1.1]
|
Updated on 2025/10/08 |
![]() |