|
|
|
|

Entry (1/2)1  rafitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra
Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity
Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona
Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka (fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fivelyfandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy
Fomban-drafitra: ampanoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza
Explanations in English  4  [1.2] carpenter's work, masonry, brickwork
5  [1.7] construction work, a construction; carpentry
Explanations in French  6  [1.3] ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine
7  [1.8] menuiserie; construction, charpente
Examples  8  [2.471] miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Titles  20  Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra (Rakotonirina Raymond-Blaise)
21  Malagasy ara-drafitra (Razafindrakoto)
22  Rafitry ny fototeny (Rakotovao Ralison)
Proverbs  23  Proverbs containing the word rafitra

Entry (2/2)24  rafitra
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady
Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita
Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy.
Explanations in English  27  [1.2] at variance, broken out, as a quarrel
Explanations in French  28  [1.3] qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux)
Examples  29  [2.472] rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy.
Compound words 

Anagrams  31  afaritr, arafitr, arifatr, faratry, faritra, firàtra, firatra, rafitra, rifatra

Updated on 2025/05/07