Entry |
tongotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
|
Explanations in English | A foot, a leg [1.7]
|
Explanations in French | Pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
|
Examples |
1 | Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria
[2.246]
|
2 | Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
[2.471]
|
3 | Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
tongotra,
tongotro,
tongotrao,
tongony,
tongotsika,
tongotray,
tongotrareo,
tongotr',
tongo-,
tongotry |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Meronyms |
|
Hyponyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs |
Article |
|