|
|
|
|

Teny iditra1  zavamaneno
Singan-teny  2 zavatra, 3 maneno
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-maneno] 6 a musical instrument. [1.2]
[zava-maneno] 7 any musical instrument [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-maneno] 8 instrument de musique [1.8]
Ohatra  9  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#]
10  Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#]
11  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#]
Voambolana  12  Feon-kira: zavamaneno
Zanakanarana 
Lahatsoratra  135 Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09