|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fiana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mena vasobasoka
[Taimoro]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 of a brownish red
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 brun.
[Tankarana]
[1.19] |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/3) | 103 fiana |
| Sokajin-teny | 104 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
105 hazandrano
[Tanosy]
[1.78] 106 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
107 the name given to certain fish, of which there are the following kinds:
108 fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, 109 fiamangidy, fiambola, fiambazana, 110 fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
111 nom de plusieurs espèces de poissons
[1.3#167] |
| Ohatra |
112 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any!
[2.499]
|
| Voambolana | 113 Haibiby: trondro |
| Mpanahaka | 114 fiamalandy, 115 fiamandry, 116 fiamangataka, 117 fiamangidy, 118 fiambazana, 119 fiambola, 120 fiampotsy, 121 fiandava, 122 fiantandroka |
| Kamban-teny rehetra | 123 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 124 fi~ana |
| Sokajin-teny | 125 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 126 afina, 127 anifa, 128 fania, fiana, fi~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|