Entry (1/3) | 1 fosa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1] |
Explanations in English |
4 backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2] |
Explanations in French |
5 diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188] |
Derivatives |
|
All compound words | 14 3 combinations of this word |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 16 fôsa |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
Explanations in French |
19 [fosa]
mois de mai [Taisaka]
[1.82] |
Examples |
20 ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza
[2.113#]
|
Vocabulary | 21 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (3/3) | 98 fosa |
Part of speech | 99 noun |
Explanations in Malagasy |
100 Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1] |
Explanations in English |
101 "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2] 102 a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7] |
Explanations in French |
103 Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka]
[1.82] 104 genette fossane [1.54] 105 carnivore malagasy, espèce de genette [1.8] 106 fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22] |
Examples |
107 Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango.
[1.508#]
108 nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#] 109 Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#] |
Vocabulary | 110 Zoology: mammals |
Scientific name |
|
Proverbs | 111 Proverbs containing that word |
Illustrations |
|
Anagrams | 112 fosa, fôsa, 113 safo, 114 Sofa |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |