Entry (1/7) | 1 mena- |
Part of speech | 2 morphological form of menaka |
Examples |
3 [2.588#113] Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao 4 [2.996#1.19.23] dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo |
Entry (2/7) | 5 mena- |
Part of speech | 6 morphological form of menatra |
Entry (3/7) | 7 mena |
Part of speech | 8 adjective |
Derivatives |
|
All compound words | 14 170 words containing mena |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny |
Explanations in English |
16 [1.7] red |
Explanations in French |
17 [1.3, 1.8] rouge |
Examples |
18 [2.69] Tranon-drafodilahy trano mena! 19 [2.298] Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: 20 [2.558] Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 119 Proverbs containing the word mena |
Tables and plates |
120 The Colors |
Entry (4/7) | 121 mena |
Part of speech | 122 adjective |
Explanations in Malagasy |
123 [1.78] [Bara]
tezitra 124 [1.1] Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely |
Explanations in French |
125 [1.3] emporté, rouge de colère, qui rougit de honte |
Entry (5/7) | 126 mena |
Part of speech | 127 adjective |
Vocabulary |
128 Economy: breeding, farming |
Tables and plates |
129 Cattle Coat Colors |
Illustrations |
|
Entry (6/7) | 131 meña |
Part of speech | 132 active verb |
Explanations in Malagasy |
133 [1.78] [Taisaka]
mankany ... |
Entry (7/7) | 134 mena
![]() |
Part of speech | 135 morphological form of mener |
Examples |
136 [1.3] Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) 137 [1.3] Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) |
Anagrams | 138 mane, meña, mena, naem |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |