|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hataka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:
4 Izao no hataka ataoko aminao 5 Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: 6 Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! 7 Zavatra nangatahina: 8 Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a request, a thing begged, alms.
[1.2] 10 a request, an entreaty [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 demande, requête
[1.3, 1.8, 1.5] 12 supplique, prière [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 26 hataka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 37 hataka |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 anaran-gidro madinika
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major
41 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) 42 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 animal nocturne. § tsìdika.
[Tankarana]
[1.19] 44 grand chéirogale (Cheirogaleus major) 45 Lépilemur (Lepilemur mustelinus) 46 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233] |
| Voambolana | 47 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 48 fitiliky, 49 kotrika, 50 trangalavaka, 51 tsidy, 52 tsitsily |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
129 Ny Gidro |
| Teny iditra (4/4) | 130 Hatàka |
| Sokajin-teny | 131 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
132 Hatach
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
133 Hataq
[2.996] |
| Voambolana | 134 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 135 Toko sy andininy momba Hatàka |
| Fivaditsoratra | 136 hakata, hataka, Hatàka, 137 ta-haka, tahaka, tahàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|