|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hira |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lalao, kilalao, hehy
[Taisaka]
[1.78] 4 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay 5 Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) 6 Hirahira: Hira andaniana andro. 7 (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a song; music; play
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 chant
[1.3#249, 1.8] 10 airs, musique vocale 11 action de s'amuser avec des objets [1.3] 12 musique; jeux [1.8] |
| Ohatra |
13 hira inona no nohiraintsika?
[2.270]
14 Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356] 15 Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 25 Feo |
| Mpanahaka | 26 antsa, 27 atoa, 28 kalo, 29 kalokalo, 30 vazo, 31 vetso |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 34 hira |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 anaran-gidro
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37 ring-tailed lemur (Lemur catta)
[2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 maki, maki mococo, maque (Lemur catta)
[2.233] |
| Voambolana | 39 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 40 hirana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
117 Ny Gidro |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/4) | 118 Hira |
| Sokajin-teny | 119 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
120 Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
121 Hirah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
122 Hira
[2.996] |
| Voambolana | 123 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 124 Toko sy andininy momba Hira |
| Teny iditra (4/4) | 125 Hirà |
| Sokajin-teny | 126 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
127 Ira
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
128 Ira
[2.996] |
| Voambolana | 129 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 130 ira, ira |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 131 Toko sy andininy momba Hirà |
| Fivaditsoratra | 132 hary, Hira, hira, Hirà, 133 riha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|