|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hataka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a request, a thing begged, alms. [1.2] 5 a request, an entreaty [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 demande, requête [1.3, 1.8, 1.5] 7 supplique, prière [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 21 hataka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 32 hataka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 anaran-gidro madinika [Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 animal nocturne. § tsìdika. [Tankarana]
[1.19] 37 grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233] |
| Voambolana | 38 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 39 fitiliky, 40 kotrika, 41 trangalavaka, 42 tsidy, 43 tsitsily |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
121 Ny Gidro |
| Teny iditra (4/4) | 122 Hatàka |
| Sokajin-teny | 123 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
124 Hatach [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
125 Hataq [2.996] |
| Voambolana | 126 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 127Toko sy andininy momba Hatàka |
| Fivaditsoratra | 128 hakata, 129 Hatàka, hataka, 130 tahaka, tahàka, ta-haka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|