Entry | 1 jejy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno misy tadiny roa ka hatramin' ny enina, kitihina mitovitovy amin' ny gitara, henjanin' ny tohan-kazo vita sokitra, ary voatavo siny izay mifatotra eo akaikin' ny tendrony ilany no manamafy ny feony. Mikarantsana somary kentsona ny feon' ny jejy -- tsy itovizany amin' ireo zavamaneno misy tadiny; aankina amin' ny traira na ny kibo ilay voatavo siny fanamafisam-peo no mahatonga izay feo anankiroa samy hafa izay; miova araka ny faritany ny anarany: jejo na zezo (Antandroy ary ny faritany atsimo rehetra), jenjy (Betsimisaraka sy faritany atsinanana), lokanga voatavo na jejy voatavo (Imerina sy Betsileo) [1.1] |
Explanations in English |
4 a guitar made with a stick and a gourd [1.7] |
Explanations in French |
5 espèce de guitare (taper sur cordes) (faite avec une calebasse). [Tankarana]
[1.19] 6 espece de guitare montée sur une moitié de citrouille ou de calebasse [1.3#294] 7 sorte de guitare faite d'un bâton et d'une calebasse [1.8] |
Examples |
8 Nitendry jejy izy ka nandehandeha nangataka;
[2.69#]
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Music: instruments |
Other spellings | 12 jenjy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
Updated on 2025/10/08 |
![]() |