|
|
|
|

Entry (1/4)1  kabaosy
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tanalahy resy an' ady
Explanations in English  5  [1.2] A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon
Explanations in French  6  [1.3] Caméléon vaincu

Entry (2/4)7  kabaosy
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io
Explanations in French  10  [1.3] lâche, poltron, sans coeur

Entry (3/4)11  kabaosy
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa
Explanations in French  14  [1.19] [Tankarana] sorte de guitare.
Vocabulary  15  Music: instruments
Synonyms  16  kabaosa, kabosa, kabosy
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)139  Kabaosy
Part of speech  140  name (toponym) [Full list]
Elementary words  141  kabaosy
Vocabulary  142  Geography: towns

Anagrams  143  abosika, kabaosy, Kabaosy

Updated on 2025/08/10