|
|
|
|

Entry1  lokanga
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7
Explanations in English  10  [1.7] a violin; any stringed instrument played with a bow
Explanations in French  11  [1.8] violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet
Examples  12  [1.437#] Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha.
Vocabulary  13  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  136  Proverbs containing the word lokanga
Article  137  Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)
Illustrations 
138 

Anagrams  139  kolanga, lokanga

Updated on 2025/08/10