|
|
|
|

Entry (1/3)1  rimorimo
Part of speech  2  noun
Root  3  rimo
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fandehanana mafy
fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely
Explanations in English  10  [1.7] a buzzing as of bees
Explanations in French  11  [1.8] bourdonnement comme celui des abeilles
mouvement rapide
Examples  12  [1.298] Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny!
13  [2.4] Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao!
Vocabulary  14  Sound
Synonyms  15  rimo

Entry (2/3)16  rimorimo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo)
Vocabulary  19  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (3/3)142  rimorimo
Part of speech  143  noun
Explanations in French  144  [1.196] (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [Merina]
145  [Betsileo]
Vocabulary  146  Botany
Scientific name 

Anagrams  148  rimorimo, romiromy

Updated on 2025/07/29