Entry | bakora | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78] | |||
Explanations in English | [Provincial] A large shell. See antsiva. [1.2] | |||
Vocabulary | Music: instruments | |||
Synonyms | antsiva | |||
Hypernym | ||||
Co-hyponyms | ||||
Entry | bakora | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1] | |||
Explanations in French | Gros et mou [1.3] | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Other spellings | bakoraka | |||
Anagrams | bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka |
Updated on 2023/10/24 |