Entry (1/3) | 1 dory |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1] |
All compound words | 4 2 combinations of this word |
Vocabulary | 5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/3) | 128 dory |
Part of speech | 129 noun |
Explanations in French |
130 dormir. [Tankarana]
[1.19] |
Entry (3/3) | 131 dory |
Root | 132 dotra |
Part of speech | 133 imperative of passive verb dorana [Full list] |
Examples |
134 andeha, dory amin' ny afo izany.
[2.996#]
135 dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#] |
Anagrams | 136 diro, 137 dory, 138 drio, 139 odry, 140 Rody |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |