|
|
|
|

Entry (1/2)1  takoritsoka
Part of speech  2  noun
Root  3  ritsoka
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  [1.1#912] teny tsy atao ren' ny olona maro
tsaho mandeha an-katakonana
Explanations in English  6  [1.2#606] a rumour, a whisper
Explanations in French  7  [1.3#654] chuchotement, bruits qui circulent en cachette

Entry (2/2)8  takoritsoka
Part of speech  9  noun
Root  10  ritsoka
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina
Vocabulary  12  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  135  akotrotsika, takoritsoka

Updated on 2025/08/02