|
|
|
|

Entry (1/2)1  maitso mavana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka
Explanations in French  4  [1.3#420] vert brillant tirant sur le jaune
Examples  5  [2.470] maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra.
Elementary words  6  maitso, mavana
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)105  maitsomavana
Part of speech  106  noun
Explanations in French  107  [1.3#420] nom d'une perle
Elementary words  108  maitso, mavana
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  221  maitsomavana, maitso mavana

Updated on 2025/05/08