Entry (1/6) | 1 -doka |
Part of speech | 2 morphological form of loka |
Entry (2/6) | 3 doka |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1] |
Explanations in English |
6 praise, flattery [1.7] |
Explanations in French |
7 flatterie [1.8, 1.5] 8 adulation [1.8] 9 vanterie [1.5] |
Examples |
10 Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka.
[2.69#]
11 Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 26 3 combinations of this word |
Analogs | 27 dokambarotra, mitadydoka, tiadoka |
Proverbs | 28 Proverbs containing that word |
Entry (3/6) | 29 doka |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1] |
Vocabulary | 32 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (4/6) | 155 doka |
Part of speech | 156 adjective |
Explanations in Malagasy |
157 irery, tsy manao inona [Taimoro]
[1.78] |
Other spellings | 158 doko |
Entry (5/6) | 159 doka |
Part of speech | 160 noun |
Explanations in Malagasy |
161 Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (6/6) | 168 doka |
Part of speech | 169 noun |
Explanations in French |
170 sorte de bambou. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 171 doka, 172 kadò, 173 koda |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |